|
|
|
|

Teny iditra1 arahaba nomen' andriamanitra ny fara
Singan-teny  2arahaba, 3omena, 4Andriamanitra, 5fara
Sokajin-teny  6 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha misy teraka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8a salutation to parents on the birth of a child.. [1.2]
Voambolana  9 Teny fanajana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12